• Alarobia 25 Jona 2014
Politique.DEPIOTE RASTANY Nanetsika ny hambom-po maha Malagasy teny Ambohipo

Nisantatra ny fankalazana ny fetin’ny fahaleovantena niaraka tamin’ny vahoakan’ny Boriborintany faharoa nifidy azy teny Ambohipo omaly talata 24 jona ny depiote Randrianarisoa Stanislas na Rastany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Jona 2014
Politique.Randriamamizafy Ignace Hirodorodo eny Mahamasina isika raha tonga i Dada

Vaovao tahaka ny vaovao rehetra ny amin’ny fahazoan’ny filoha Marc Ravalomanana mivady fanasana ho eny amin’ny fetin’ny foloalindahy eny Mahamasina sy ny fanasana ataon’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina eny Iavoloha, hoy Randriamamizafy Ignace tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly, ka hotrotroina am-bavaka mba ho tena izy ka ho tonga ny nandrasana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Jona 2014
Politique.Riribe Manohitra ny fitondrana

Mijoro manohitra ny fitondrana indray aho, hoy Rakotomalala Henri na i Riribe, ary tsy vao izao izany fa efa hatramin’ny fanombohan’ity lalàmpanorenan’ny Repoblika faha-4 tsy mandeha amin’ny laoniny ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Jona 2014
Politique.Volan’ireo niasa tamin’ny fifidianana Nanjavona ny an’Antsirabe sy Betafo ?

Very hevitra tanteraka ireo mpiasa rehetra nisahana ny fifidianana ho an’ny Distrikan’Antsirabe voalohany sy Betafo fa dia nanjavona tanteraka ny tambin-karaman’izy ireo hatramin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Jona 2014
Politique.Antoko Madagasikara AFaka Tsy ho mpanohitra fanjakana izany velively

Na dia tsy manana solombavambahoaka aza ny antoko MAF (Madagasikara AFaka) tarihako, hoy i Me Avoko Rakotoarijaona, tamin’ireo olona 22 natolotra manerana an’i Madagasikara dia tsy kivy ary tsy ho anisan’ireo ho mpanohitra mihitsy fa dia efa ao anatin’ny fandrafetana stratejia hiatrehana ny fifidianana kaominaly indray ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Jona 2014
Politique.Dr Jean Lous Robinson Hankalaza ny fetim-pirenena any Ampasikely Amparafaravola

Nisafidy ny hankalaza ny fetim-pirenena any ambanivohitra ny Dr Jean Louis Robinson, filoha nasionalin’ny antoko Avana sady kandida tamin’ny fifidianana filoham-pirenena niatrika ny fihodinana faharoa farany teo.

Hamaky ny tohiny
FTT