• Talata 24 Jona 2014
Politique.Jaona Elite Nahatsiaro manokana ireo zokiolona eny Atsimondrano

Manao tohivakana ny asa sosialy ataon’ny fikambanana «Fanasina ho Fampandrosoana an'Atsimondrano» tarihin'i Harijaona Randriarimalala na Jaona Elite.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jona 2014
Politique.Fampihavanana sy fanorenam-pirenena Any amin’ny FFKM sy ireo filoha nifandimby ny baolina

Tsy ho tanteraka ny fampihavanam-pirenena sy ny fanorenana ifotony raha tsy misy mpitarika, hoy ny fehin-kevitry ny Vondron’olona sy fikambanana mivoy ny fampihavanana sy fanorenana ifotony ny firenena tarihan’Atoa Rakotomavo José izay nivory in-droa miantoana tetsy amin’ny Bucas Antanimena ny 30 mey sy 17 jona lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jona 2014
Politique.Fihaonamben’ny mpanohitra Nopotehin’ny resa-bola

Tsy mampino nefa nisy, raha ny filazan-dRtoa Lalatiana Ravololomanana, ny fampiasam-bola tahaka ny fahita teny amin’ny Antenimieram-pirenena mba hahazoana ny toeran’ny filohan’ny mpanohitra nandrindra ilay fihaonamben’ny mpanohitra notontosaina tao Andrefan’Ambohijanahary ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jona 2014
Politique.Betroka Ny vadin'ny filoha no tsy tonga, ingahy depiote no voasoketa

Mbola mandeha ny fingampingana ara-politika atao aty aminay aty Betroka, hoy ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas voafidy tany amin’ity Distrika iray any Anôsy ity.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Jona 2014
Politique.Manandafy Rakotonirina “Fandaharanasa vao famatsiam-bola”

Azo ambara fa afaka ny tsilo sakana ho an’ny firenena Malagasy, hoy ny filohan’ny antoko MFM Manandafy Rakotonirina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Jona 2014
Politique.Filohan’ny mpanohitra Kandidà 5 no sahy ary hifidianan’ny mpizaika anio

Mpizaika manodidina ny 200 mahery any anio no hifidy izay ho filoha hitantana ny vondron’ny mpanohitra elatra Lalatiana Ravololomanana sy ny mpiara-dia aminy mivory etsy Andrefan’Ambohijanahary.

Hamaky ny tohiny
FTT