• Talata 17 Jona 2014
Politique.Ala arovana ao Menabe Antimena Tany tsy misy fanjakana

Manjakazaka koa ireo mpanao trafika maloto ao amin’ny faritra arovana Menabe Antimena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jona 2014
Politique.Zanak’i Dada Hanao 26 jona ao amin’ny Magro raha tsy mbola tonga i Dada

Raha nanantena ny hanatrika ny fetin’ny 26 jona eny Mahamasina miaraka amin’i Dada ny mpitolona etsy amin’ny Magro Behoririka dia nanakoako ny feo teny amin’ity kianjan’ity ny sabotsy teo, fa hanatanteraka fankalazana ny fetim-pirenena 26 jona eny Behoririka ry zareo ary hitondra sainam-pirenena tsirairay avy raha sanatria ka tsy tafaverina mialoha io daty io ny filoham-pirenena teo aloha Marc Ravalomanana izay fototry ny mbola fivoriana eny an-toerana ny fitakiana ny fampodiana azy efa hatramin’ny 5 taona lasa izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jona 2014
Politique.Politika, krizy Hanaovana katro-doha eny amin’ny Carlton

Mikarakara atrikasa momba ny politika sy ny krizy miverimberina eto Madagasikara eny amin’ny hotely Carlton Anosy manomboka anio alatsinainy ka hifarana alarobia izao ny IEP (Institut d’Etudes Politiques).

Hamaky ny tohiny
FTT