• Sabotsy 28 Jona 2014
Politique.Magro Behoririka Mitohy ny fankalazana ny fetim-pirenena

Mahagaga, hoy mpitari-tolona tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly, fa teny an-dapa ny fanalefahana sazy dia tamin’ny teny frantsay .....

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Jona 2014
Politique.Fitantanana ny firenena Mikorontana tanteraka ?

Maro no manomboka mahatsapa amin’izao fotoana fa sahirana amin’ny fanatanterahana ny asany izao fitondram-panjakana mijoro izao. Tsotra ny antony : tsy fantatry ny filoham-pirenena mazava tsara ny namany sy fahavalony. Tsy mazava ny fifandanjan-kery, tsy fantatra izay mpanohitra sy manohana ny fitondrana.......

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Jona 2014
Politique.Marc Ravalomanana « Vonona hifamela amin-dRajoelina aho »

Ela tsy nitenenana aho ka mampita ny vaovao marina angatahinareo mpanao gazety, hoy ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana nifampitafatafa an-telefaonina tamin’ny mpanao gazety tetsy Bel’Air ny alarobia teo. Ny zava-misy marina no ambarako anareo fa tsy misy foronina, hoy izy, ka ianareo mandraisa koa ny tandrifinareo hampita izany am-pahamarinana fa ny tombontsoam-pirenena no katsahintsika ankehitriny fa tsy tombontsoan’olon-tokana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Jona 2014
Politique.Depiote Michel Ambalavato Tsy nanadino ny mpitolon’i Magro Antsirabe

“Tahaka ireo vahoaka Malagasy manerana ny nosy dia manan-jo hifaly koa noho ny Asaramanitra ny mpitolon’i Magro na dia eo aza ny fahasahiranana”, hoy ny solombavambahoakan’Antsirabe I Michel Ambalavato nandritra..

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Jona 2014
Politique.Ravelojaona Andry La Pie Hanome rano tsy andoavam-bola 5 andro ny vahoaka eny Manarintsoa hatreny Andohatapenaka

Noho ny fahatongavan’ny fetim-pirenena sy araka ny dinika nifanaovany tamin’ny fokonolona isan-tsokajiny tamin’ny talata lasa teo dia tapaka fa hanolotra rano tsy aloa vola

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Jona 2014
Politique.Hery Rajaonarimampianina Misy mibaiko ?

Dimy volana katroka anio no nitantanan’i Hery Rajaonarimampianina ny firenena malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT