• Talata 08 Jolay 2014
Politique.Sambatra ireo mpanondrana an-tsokosoko teo aloha … satria tsy hanenjik’azy Rajaonarimampianina

Hifototra fotsiny amin’ny fanenjehana ireo fanondranana andramena sy hazo sarobidy nanomboka tamin’ny fitondrana ara-dalàna Rajaonarimampianina ny asa sy andraikitra hosahanin’ilay komity ifandrombonan’ireo minisitera tarihin’ny Primatiora nolanian’ny filankevitry ny minisitra.........

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Jolay 2014
Politique.Antoko H.V.M tetsy Mahamasina Nisy siotsioka tsy fankasitrahana

Natolotra ampahibemaso nandritra ny fivorian’ny antoko H.V.M

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Jolay 2014
Politique.Depiote Raherisoa Vololona Victorine Tsy mitondra mankaiza intsony izany gidragidra izany

Milamina, hoy ny depiote Raherisoa Vololona Victorine voafidy tao amin’ny Boriborintany faha-VI eto Antananarivo Renivohitra raha ny fiaimpianan-dry zareo solombavambahoaka niatrika ny fivoriana ara-potoana nifarana teo iny....

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Jolay 2014
Politique.Magro Behoririka Nafonja ny valin-kafatra ho an’ny filoha Hery !

Nafonjafonja ny valin-kafatra ho an’ny filoha Hery Rajaonarimampianina tetsy amin’ny kianjan’ny Finoana Magro Behoririka tamin’ny sabotsy teo

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Jolay 2014
Politique.Antenimieram-pirenena Tombontsoa ihany, tombontsoa hatrany ny an’ny depiote

Nifarana iny ny fivoriana ara-potoana voalohan’ny Antenimieram-pirenena tamin’ity taona ity, izay voatondron’ny lalàna fa tsy mahazo mihoatra ny 60 andro. Ny talata 6 mey no nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny fivoriana notarihan’ny filoha vaovao Jean Max Rakotomamonjy rehefa voaongana ny birao maharitra teo aloha notarihan’i Christine Razanamahasoa.......

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Jolay 2014
Politique.Fiatrehana ny Fivoriana ara-potoana voalohan’ny Antenimiera Ny hisavorovoroan-kilatoana, hoy ireo solombavambahoaka maro

Kabary fohy sy fizarana ny nofon-kena mitam-pihavanana no namarana ny fivoriana ara-potoana voalohan’ny Antenimieram-pirenena omaly zoma 4 jolay, rehefa naharitra roa volana nanjakan’ny fifandroritana politika. Nohararaotina ny naka ny pronostikan’izy ireo amin’ny Mondial 2014.

Hamaky ny tohiny
FTT