• Alakamisy 03 Jolay 2014
Politique.Solombavambahoaka Tsy niraharaha ny minisitry ny mponina

Tsy nahavita ny fihaonana nokasainy niaraka tamin'ny solombavambahoaka teny amin'ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza omaly ny minisitry ny mponina sy ny asa sosialy ary ny fampiroboroboana ny vehivavy, Johasy Eleonore..............

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Jolay 2014
Politique.Antenimieram-pirenena Mody milamina, fa ny kobay an-kelika ihany

Raha tazanina ety ivelany dia toa milamina tsara ny eny anivon’ny Antenimieram-pirenena eny ao anatin’izao famaramparanana ny fivoriana ara-potoana voalohany natrehan’ireo depiote vaovao izao.....

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Jolay 2014
Politique.Mamod’Ali Hawel avy any Morondava Tsy fahafirin’ny tombontsoan’ny mpanatanteraka ny zo azonay depiote

Tsy hay na ho tanteraka na tsia anio, ao anatin’ny fifanatrehan’ny governemanta sy ireo solombavambahoaka, ny hetahetan’ny depiote Mamod’Ali Hawel avy any Morondava. Nambarany fa tokony hasiana adihevitra mangarahara eo amin-dry zareo sy ireo minisitra mpanatanteraka tarihan’ny praminisitra Kolo Roger hahafantaran’ny vahoaka izay tombontsoa tena azon’ny tsirairay avy ary halefa mivantana amin’ny RNM sy TVM mihitsy izany ho fantatry ny besinimaro.......

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Jolay 2014
Politique.Depiote Nina Tsy hita tabilao ao Mahajanga

Lanonana maromaro natao tao Mahajanga izay no tsy nahitana taratra ny solombavambahoaka Mahajanga I Ramatoa Rahantanirina Lalao na i Nina TGV izay lany nandritry ny fifidianana farany teo.....

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Jolay 2014
Politique.Afera vato sarobidy “Tsy mety ny ataon’ny fitondrana”, hoy ny Me OLALA

Nampiaka-peo noho ilay resaka fanagiazana vato novidiana teratany Sinoa tao Tsivory i Me Willy Razafinjatovo na i Olàlà araka ny fahafantaran’ny maro azy hatramin’ny taona 1972. ......

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Jolay 2014
Politique.Afera vato sarobidy “Tsy mety ny ataon’ny fitondrana”, hoy ny Me OLALA

Nampiaka-peo noho ilay resaka fanagiazana vato novidiana teratany Sinoa tao Tsivory i Me Willy Razafinjatovo na i Olàlà araka ny fahafantaran’ny maro azy hatramin’ny taona 1972. ......

Hamaky ny tohiny
FTT