Politique

Magro Behoririka Nafonja ny valin-kafatra ho an’ny filoha Hery !


  • Alatsinainy 07 Jolay 2014

Nafonjafonja ny valin-kafatra ho an’ny filoha Hery Rajaonarimampianina tetsy amin’ny kianjan’ny Finoana Magro Behoririka tamin’ny sabotsy teo

Aza manantena zavatra any amin’ny “sommet” afrikanina ianao ry filoha Rajaonarimampianina raha mbola izao toe-draharaha izao no misy eto Madagasikara, hoy i Manoela Ralaimampisainarinony. Valio fitiavana rehefa fitiavana, rehefa fihavanana dia fihavanana, miresaka dia an-kitsim-po fa tsy misy tetika ambadika. 35.000 ny mpiasa azon’ny Tiko ampiasaina, tsy misy mpandraharaha mampiasa olona maro toy izany. Ary aza miady amin’ny mpanao gazety ianao fa mpitondra tao anatin’ny tetezamita ianao ka hivoaka sy hitsikafona eo daholo ny natao. Miahotra ny mpamatsy vola fa miraikiraiky ny fitondrana, hoy i Eric Randrianasolondraibe, indrindra taorian’ny tenin’ny praiminisitra tamin’ny 3 jolay iny. Ianareo izany tsy mieritreritra hametraka demokrasia sy zon’olombelona ka dia ho famatsiana ara-tsosialy toy ny tamin’ny tetezamita fotsiny koa no ho azon’ny fitondrana Hery Rajaonarimampianina. Tsy andrasana famatsiam-bola ivelany ny famoahana haino aman-jery nakatona sy gadra politika ary fampodiana ny sesitany, hoy izy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT