• Sabotsy 05 Jolay 2014
Politique.Fianakaviamben’ny mpanohitra Hiverina hifandamina indray aloha

Antoko politika miisa 14 mijoro ara-dalàna eny anivon’ny minisiteran’ny Atitany no mivondrona ao anatin’ny fianakaviamben’ny mpanohitra ankehitriny, araka ny fanazavan-dRasambozafy Cyrille.....

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Jolay 2014
Politique.Fifidianana Tokony hoferana ny vola ampiasain’ny kandida

Manatanteraka atrikasa etsy amin’ny Dlc Anosy nanomboka omaly ireo mpikirakira ny fifidianana eto amintsika hahafahana manitsy ny lesoka hita tamin’ny fifidianana notanterahina farany teo teto amin’ny firenena

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Jolay 2014
Politique.MAGRO Nanakoako tao Behoririka ny hetsika tany Toamasina

Vaovao lehibe nahafaly ny mpitolona tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly alakamisy 3 jolay, ny fanambarana nataon’ny mpitari-tolona Ralaivao (Toamasina) fa tanteraka tsy misy raorao ny hetsika famelomana ny tolona tao amin’ny Magro Toamasina na dia iray aza sisa ny mpitarika tavela....

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Jolay 2014
Politique.Praiminisitra sy solombavambahoaka Nifampiana-desona tamin’ny fifanatrehana an-dapa omaly

Omaly alakamisy 03 jolay tolakandro vao tanteraka ilay fifanatrehana mahazatra teo amin’ny governemanta notarihan’ny Praminisitra sy ireo solombavambahoaka. Solombavambahoaka 88 tamin’ireo zatra mamonjy fivoriana no nametraka fanontaniana ary nahazoam-baliny nivantana avy hatrany ny avy amin’ireo minisitera voakasika ka tonga nanatrika tao ny minisitra tompon’andraikitra.....

Politique.Tsilavina Ralaindimby Fiarahamonina tan-dalàna no fototra

Mitana anjara toerana lehibe sy goavana eo amin’ny fiainam-pirenena ny asa fanaovan-gazety sy ny fampahalalam-baovao. Io tontolon’ny serasera io indray no hasongadintsika amin’ity indray mitoraka ity. Vahinin’ny gazety Tia Tanindrazana haneho ny heviny anio i Tsilavina Ralaindimby, manana ny maha izy azy eo amin’ity sehatry ny serasera ity. Resadresaka. ....

Hamaky ny tohiny
FTT