- Sabotsy 12 Jolay 2014
Politique.Fanambaram-pananana Nahavita ny azy ny praiminisitra Kolo Roger
Niroso ihany ! Nanao fanambaram-pananana ny praiminisitra Kolo Roger omaly zoma 11 jolay
Hamaky ny tohinyNiroso ihany ! Nanao fanambaram-pananana ny praiminisitra Kolo Roger omaly zoma 11 jolay
Hamaky ny tohinyNifoha indray ny raharaha fampodiana an’i Marc Ravalomanana raha toa ka natoritory teo aloha teo. Taorian’ny fanambaran’ny mpiandraiki-draharaha Amerikanina ny 3 jolay sy ny an’ny GIS M ny 8 jolay lasa teo no nahatonga izany.........
Hamaky ny tohinyTsy hikely soroka mihitsy ny tenako hikatsaka izay hahasoa ny Distrikan’Antsirabe II nahavoafidy ahy, hoy ny depiote Ravelohanitra Nirina......
Hamaky ny tohinyMiha mahoraka hatrany ny siosion-dresaka milaza fa tsy maintsy hisy ny fanovana mpikambana ao amin’ny governemanta ary mety ho anisan’ireo voalohany ho soloina ny priaminisitra Kolo Roger. Na dia nanolotra an’i Hery Rajaonarimampianina ho solony tamin’ny fifidianana filoham-pirenena aza mantsy ingahy Kolo Roger dia tsy ampy izany mba hampaharitra azy eo amin’ny toerany izany, hoy ny resaka mandeha........
Hamaky ny tohinyHafahafa ihany ny fijerin’ny mpanara-baovao mikasika ny fizotry ny raharaham-pirenena ankehitriny. Milaza mantsy ny mpitondra fanjakana fa laharam-pahamehana ho azy ireo ny tombontsoan’ny vahoaka Malagasy 22 tapitrisa..............
Hamaky ny tohinyMarina fa nahazo baiko tamin’ny prezidà Marc Ravalomanana izahay fa hanaja sy hanohana ny fitondrana tantananao ka tsy hivadika amin’izany......
Hamaky ny tohiny