- Zoma 18 Jolay 2014
Politique.Antoko SJIAN Tanteraho haingana ny fampihavanam-pirenena
Mangataka ny hanatanterahana haingana ny fampihavanam-pirenena ny antoko SJIAN (Solidarité des jeunes intellectuels pour l’avenir de Madagascar).
Hamaky ny tohinyMangataka ny hanatanterahana haingana ny fampihavanam-pirenena ny antoko SJIAN (Solidarité des jeunes intellectuels pour l’avenir de Madagascar).
Hamaky ny tohinyNy famerenana ny fifidianana depiote amin’ireo distrika voakasika no tiana ambara eto. Araka ny resadresaka fohy nifanaovana tamin’ny mambara iray sady mpitondra tenin’ny CENI-T, Fano Rakotondrazaka, dia ny faha-29 aogositra izao no daty hamerenana ny fifidianana solombavambahoaka any amin’ireo distrika 4 voakasik’izany dia i Sainte Marie, Belo Tsiribihina, Ambanja ary Marovoay. Efa eo an-dalam-pikarakarana ny
Hamaky ny tohinyManelingelina ! Hihazo an’i Fianarantsoa ny delegasiona tarihin’ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina anio
Hamaky ny tohinyAdihevitra tsy mitombina daholo ny resaka manodidina ny antoko Tiako i Madagasikara nanomboka tamin’ny taona 2009 no ho mankaty. Efa mazava mantsy ankehitriny fa miainga amin’ny taratasy ara-dalàna hita eo anivon’ny minisiteran’ny Atitany tamin’ny taona 2004 ny fijoron’ity antoko noforonin’ny filoha teo aloha
Hamaky ny tohinyRehefa miroso amin’ny fampihavanana isika, hoy i Ignace Randriamamizafy, dia tsy misy aloha sy aoriana izany fa mitovy lenta avokoa ary mihavana avokoa ny niaraka tamin’ny 2002 satria izay no didy fa malemy rehefa tsy maro an’isa amin’ny politika
Hamaky ny tohinyTsy noresahan’ny Frantsay ny resaka tondrozotra tamin’ny fankalazana ny fetim-pirenen-dry zareo teto amintsika iny, hoy i Zafilahy Stanislas tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly alarobia 16 jolay,
Hamaky ny tohiny