• Alakamisy 17 Jolay 2014
Politique.Manoela Ralaimampisainarinony “Mody fanina indray ny minisitra Reboza”

Mody fanina indray ny minisitra Reboza Cyrille raha nanontanian’ny mpanao gazety nivantana tao amin’ny fandaharana iray manokana niakarany tao amin’ny haino aman-jerim-panjakana RNM afak’omaly mikasika ny famoahana ireo haino aman-jery nakatona tamin’ny andron’ny tetezamita, hoy i Manoela Ralaimampisainarinony

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Jolay 2014
Politique.Sefo Fokontany sy solombavambahoaka Mitovy asa nefa mielanelana be ny karama raisina

Manoloana ny fiheveran’ny fanjakana fa mbola bitika sy tsy heverina ho asa masina ny asan’ny sefo Fokontany manerana ny Nosy dia nilaza ireo sefo Fokontany maromaro sendra ny Tia Tanindrazana fa tokony hitovy ny karama raisin’izy ireo sy ny solombavambahoaka

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Jolay 2014
Politique.Vaovao farany

Nodimandry i Dr Rakotomalala Nirina mpila ravinahitra tany Allemagne

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Jolay 2014
Politique.Fikambanana «Ambalambahoaka» Tafatsangana ny sampana any Toamasina

Taorian’ny tany Ambatolampy, ny 23 jona 2014, dia tafajoro ny sabotsy 12 jolay teo ihany koa ny sampan’ny fikambanana “Ambalambahoaka” any Toamasina izay misahana asa sosialim-bahoaka.....

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Jolay 2014
Politique.Fanambaram-pananana Misy minisitra 10 mihenahena

Minisitra 10 mpikambana ao amin’ny governemanta Kolo no tsy mbola nahavita ny fanambaram-pananany teny amin’ny Bianco

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Jolay 2014
Politique.Tontolo politika Tena mbola maivana ny “Hery Vaovao”

Efa nazava ny kisarisary politika taorian’ny fifidianana filoham-pirenena ny 20 desambra 2013 fa dia mbola ireo hery roa nifanandrina tamin’ny 2009 ihany no nifampitady tamin’ny fifidianana. Araka ny tsapa-kevitra sy fanadihadiana tsotsotra natao dia maro ny olona mihevitra fa mbola ny ankolafy Ravalomanana

Hamaky ny tohiny
FTT