• Alarobia 16 Jolay 2014
Politique.Magro Behoririka Tondrozotra ! Mila domina matetika ny fitondrana

Mbola samy nanaporofo ny fisian’ny fifanarahana tamin’ireo ankolafy TIM samihafa ireo mpitari-tolona nikabary tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly (Manoela, Feno, Eric). Nila nakambana ny TIM satria faran’ny volana aprily no mifarana ny “procedure legal de parti” ka raha tsy vita teo dia maty, hoy i Rarison Hilarion.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Jolay 2014
Politique.Mampiesona

Nolazaina fa tsy nety nataon’ny fitondrana teo aloha ny fampiasana ny fahefana ....

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Jolay 2014
Politique.ONIVERSITE MAHAJANGA Ny mpiasa indray no migrevy

Raikitra indray ny fitokonan’ny mpandraharaha eo anivon’ ny oniversite Mahajanga izay mitaky ny fanalana ny talen’ny kabinetran’ny minisiteran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ary ny tsy fankasitrahana ny fametrahana ilay tondrozotra izay lalana iray hamahana ny olana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Jolay 2014
Politique.Tiako i Madagasikara Mazava ny resaka ankehitriny !

Tokana ny antoko Tiako i Madagasikara. Omaly alatsinainy, teny Bel’Air, dia nanamafy Razoarimihaja Solofonantenaina fa raha te hiverina anatin’ny TIM ireo mpitantana taloha efa samy nanangana antoko vaovao azy samirery dia tokony hampitsahatra ny fisian’izany antokony izany ary hanaiky ny sata mifehy ny antoko.....

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Jolay 2014
Politique.Fikambanana «Ambalambahoaka» Tafatsangana ny sampana any Toamasina

Taorian’ny tany Ambatolampy, ny 23 jona 2014, dia tafajoro ny sabotsy 12 jolay teo ihany koa ny sampan’ny fikambanana “Ambalambahoaka”

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Jolay 2014
Politique.Magro Behoririka Tsy vaky ny TIM fa afaka miverina izay niala

Rariny raha resahana an-kianja ny TIM satria i Marc Ravalomanana no filoha mpamorona azy ka tsy afaka misaraka aminy izany ny TIM izany,

Hamaky ny tohiny
FTT