- Talata 22 Jolay 2014
Politique.Magro Behoririka Mitaky hatrany ny fodian-Dravalomanana
Mba nialan’ny teny an-kianjan’ny Finoana Magro Behoririka indray aloha omaly alatsinainy 21 jolay ny kabary namerimberina raharaha TIM niseholany tamin’ny sabotsy fa niverina niompana amin’ny fitakiana ny fodian’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana izay votoatin’ny tolona hitambarana indray
Hamaky ny tohiny
