- Talata 16 Septambra 2014
Politique.HVM Tolagnaro Miady an-trano samy te ho lohany
Olom-bitsy nanohana an'ingahy Rajaonarimampianina tamin'ny fifidianana ihany no sahy mitonona ho Hery Vaovaon'i Madagasikara ao Tolagnaro.
Hamaky ny tohinyOlom-bitsy nanohana an'ingahy Rajaonarimampianina tamin'ny fifidianana ihany no sahy mitonona ho Hery Vaovaon'i Madagasikara ao Tolagnaro.
Hamaky ny tohinyTsy miasa eny amin'ny Antenimiera fotsiny ihany no andraikitra fa mitsidika ny vahoaka nifidy koa rehefa faran'ny herinandro, hoy ny Kestora faha-3 eny anivon’ny Antenimieram-pirenena, ny depiote Guy Rivo Randrianarisoa tamin’ny fanolorana fitaovam-pianarana ho an'ireo fianakaviana sahirana nahatratra 80 isa tany ho any araka ny fangatahan’izy ireo ary
Hamaky ny tohinyRaha ny alahelo no hotazonina sy iainana dia tsy hivoaka amin’ny krizy mihitsy ny tany iray fa tsy maintsy mifandefitra, hoy Raobelina Fenomanjato tetsy amin’ny kianjan’i Magro Behoririka omaly alatsinainy 15 septambra.
Hamaky ny tohinyMibaribary enim-bolana aty aorian’ny fijoroan’ny governemanta fa mbola misalasala amin’ny fitondrana Malagasy ireo mpamatsy vola mpiara-miombon’antoka amin’i Madagasikara. Raha ny fibosesik’ireo masoivoho
Hamaky ny tohinyHankalazaina anio alatsinainy 15 septambra ny andro iraisam-pirenena ho an’ny demokrasia. Ho an-dRabesahala Frederic filoha nasionalin'ny Aron'ny demokrasia na ny “Alliance pour la Restauration de la Démocratie”,
Hamaky ny tohinyNy zoma teo no voapetraka tetsy amin’ny Fitsarana manokana misahana ny fifidianana ny setrin’ny fitoriana fanalana an-daharana an-dRakotozanakolona Paul na Paul Karana, kandidà solombavambahoaka tany Belo Tsiribihina avy amin’ny fikambanana “Hiaraka Isika” nataon’ny kandidan’ny Arema, iray tamin’ireo mpifanadrina taminy.
Hamaky ny tohiny