Politique

Kestora Guy Rivo Randrianarisoa Nijery ireo sahirana teny Andraisoro boriborintany faha-5


  • Talata 16 Septambra 2014

Tsy miasa eny amin'ny Antenimiera fotsiny ihany no andraikitra fa mitsidika ny vahoaka nifidy koa rehefa faran'ny herinandro, hoy ny Kestora faha-3 eny anivon’ny Antenimieram-pirenena, ny depiote Guy Rivo Randrianarisoa tamin’ny fanolorana fitaovam-pianarana ho an'ireo fianakaviana sahirana nahatratra 80 isa tany ho any araka ny fangatahan’izy ireo ary

koa fanolorana amboara omby sy ondry tamin’ny fifaninanana baolina kitra lahy sy vavy natao nandritra ny herinandro mba ho famalifaliana ireo ankizy tsy afaka nandeha naka vakansy noho ny hoenti-manana. Ny sabotsy teo teny Andraisoro no nanatanterahana izany.  Tamberin'andraikitra na « redevabilité sociale » no hiantsoana izany, hoy izy, ka ilaina ny mifanerasera amin'izy ireny matetika fa tsy adala ireny vahoaka ireny fa mijery sy manara-maso ny ataon’ny olona nofidiana hisolotena azy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT