• Sabotsy 13 Septambra 2014
Politique.Mpiara-miombon’antoka vahiny Tsy matoky ny mpitondra Malagasy

Mibaribary enim-bolana aty aorian’ny fijoroan’ny governemanta fa mbola misalasala amin’ny fitondrana Malagasy ireo mpamatsy vola mpiara-miombon’antoka amin’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Septambra 2014
Politique.8 volana teo amin’ny fitondrana Miady an-trano sahady ny HVM

Tsy mbola manana ny fahaizamanao ara-politika ny antokon’ny fitondrana mijoro amin’izao fotoana, ka tsy mahagaga raha tonga aminy ny aretin’ny fisamatsamahana. Efa ela no nisy ny disadisa teo amin’ireo samy mpitarika ny HVM any Alaotra saingy tamin’ity herinandro ity vao vaky bantsilana ny raharaha.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Septambra 2014
Politique.Antoko TIM -Andapa sy Sambava “Mbola mipetraka sy miasa tsara”, hoy i Guy Rivo Randrianarisoa

Tafaresaka sy nitafatafa tamin’ireo Ben’ny tanàna sy lefiny ary filoham-pokontany isan-tokony tany avarabaratry ny Nosy iny izahay mpitantana avy aty Antananarivo tahaka ny tenako sy i Me Hanitra, hoy ny Kestora III

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Septambra 2014
Politique.Fandraharahana ny fonja Talem-paritra 16 no nosoloina, fa misy inona ?

Mbola maro dia maro tahaka ny mahazatra indray ny fanendrena mpiasam-panjakana ambony nataon’ny filankevitry ny minisitra omaly teny Iavoloha, ary ny nanaitra dia ny fanovana ireo talem-paritry ny fandraharahana ny fonja miisa 16 manerana ny nosy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Septambra 2014
Politique.Tonga masiaka i Kolo Roger « Tsy matahotra ny depiote aho »

Asa na nahazo toky sy fanohanana avy any Sina ingahy praiminisitra Kolo Roger fa dia nivatravatra omaly raha nihaona tamin’ny mpanao gazety teny Mahazoarivo, nitatitra ny diany herinandro tany an-toerana sy ny fahitany ny raharaham-pirenena amin’ny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Septambra 2014
Politique.Antoko TIM any Andapa sy Sambava Mbola mipetraka sy miasa tsara hoy ny Kestora Guy Rivo Randrianarisoa

Tafaresaka sy nitafatafa tamin’ireo Ben’ny tanàna sy lefiny ary filoham-pokontany isan-tokony tany Avarabaratry ny Nosy iny izahay mpitantana avy aty Antananarivo tahaka ny tenako sy i Me Hanitra, hoy ny Kestora III

Hamaky ny tohiny
FTT