• Alarobia 17 Septambra 2014
Politique.Marc Ravalomanana Gadraina any Afrika Atsimo !

Tsy mbola nahazo ny pasipaorony hatramin’izao ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, tsy handrenesam-baovao momba io pasipaoro io intsony ihany koa ny minisiteran’ny raharaham-bahiny etsy Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Septambra 2014
Politique.Depiote Andriamasimanana Auréline Tonga ao Toamasina nanohana ireo ekipan’Alaotra

Nahatsapa amin’ny maha solombavambahoaka sy amin’ny maha ray aman-dreny azy, dia tonga mifanampy amin’ireo ekipan’Alaotra miatrika ny lalao an-tsekoly ao Toamasina mihitsy ny depiote Andriamasimanana Auréline

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Septambra 2014
Politique.Fanendrena lehiben’ny faritra Miala any ny resaka « SILAC-BOY »

Nodradradradraina foana ny hoe “fanovana”teny filamatr’izao fitondrana izao. Tsy niherina akory anefa ny taona dia miala any indray ny kiantranoantrano sy fanendrena ireo akama amina toerana ambony

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Septambra 2014
Politique.MAHAJANGA Miely sahady ny trakta manaratsy ny PDS vaovao

Herinandro taorian’ny nametrahana ny Pds vaovao Tia Solomanga Heriniaina na i Daddy izay mitantana ny kaominina ambonivohitra Mahajanga I dia efa maro sahady ireo fanakianana azony eo amin’ny fanatanterahana ireo tetikasan’ny fitondram-panjakana efa natao sy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Septambra 2014
Politique.Manandrana mitondra ?

Maro ankehitriny ny olona manomboka resy lahatra fa tena kitoatoa ity fitondrana ity. Tsy misy zavatra mandeha amin’izay laoniny mihitsy mantsy ary mibaribary be ny fitavozavozan’ny mitodra, eny fa na dia amin’ny resaka serasera fotsiny aza.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Septambra 2014
Politique.«Iles éparses» Horesahina ao amin’ny lapan’i Elysée ?

Horaisin’ny filoha frantsay François Hollande hihaona aminy ao amin’ny lapan’i Elysée ny filohan’ny Repoblika malagasy Hery Rajaonarimampianina, amin’ny zoma 19 septambra mitatao vovonana, raha ny fandaharam-potoan’iry voalohany

Hamaky ny tohiny
FTT