• Alatsinainy 15 Septambra 2014
Politique.TIM Alasora Miandry sioka tokana fotsiny

Mbola laharam-pahamehana ho an’ny Ankolafy Ravalomanana sy ny antoko Tiako i Madagasikara ny famerenana ny Filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana, ny fanokafana ireo haino aman-jery mbola mikatona ary ny famoahana ireo gadra politika, hoy ny Kestora faha-III ao amin’ny Antenimieram-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Septambra 2014
Politique.TIM Moramanga Vonona hamerina ny herin’ny antoko

Tonga nampitovy tadin-dokanga niaraka tamin’ireo mpikambana Tiako i Madagasikara ao amin’ny distrikan’i Moramanga ny filoha nasionalin’ny antoko Razoarimihaja Solofonantenaina ny faran’ny herinandro teo

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Septambra 2014
Politique.Trafikan’andremana Afa-baraka ilay minisitra

Nanovokovoka mafy ny minisitry ny tontolo iainana sy ny ala ary ny haivoary, Ramparany Anthelme, omaly, nandritra ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety notarihin’ny praiminisitra teny amin’ny lapan’i Mahazoarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Septambra 2014
Politique.Lalao Tia Tanindrazana Iza no hahazo ilay fiara “QQ Cherry” vaovao ?

Tonga ilay fotoan-dehibe ! Hotanterahina anio tolakandro etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina ny fisarihana ilay loka goavana, ahazoana fiara vaovao “QQ Cherry”, tafiditra amin’ny faha-5 taonan’ny gazety Tia Tanindrazana

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Septambra 2014
Politique.Magro Behoririka Hodiovina ny kianja handraisana an’i Dada

Hetsika miavaka indray no hiseho etsy amin’ny Magro Behoririka anio sabotsy 13 septambra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Septambra 2014
Politique.Mailak@ ho an’i Jean Any ianao ry Jean,

Inona indray ry Jean no hoentin’ity herinandro vaovao diavintsika ity ? Nafampana ihany mantsy ny adim-politikantsika tamin’iny herinandro lasa teo iny.

Hamaky ny tohiny
FTT