- Talata 30 Septambra 2014
Politique.Hody Ravalo Mipararetra ny tandapa
Toy ny vara-datsaka ny nandrenesan’ny tandapa sy ireo mpomba ny fitondrana ankehitriny, ny fanambarana nataon’Atoa Marc Ravalomanana ny sabotsy teo, nilazany fa tsy hanohana izao fitondrana izao intsony izy
Hamaky ny tohiny
