- Alakamisy 02 Oktobra 2014
Politique.Lalao Ravalomanana Kandida tena mbola matanjaka
Na dia nangingina indray aza ny resaka fifidianana tato ho ato izay dia tsy maty ao an-tsain’ny olona hatrany ireo kandida manana ny maha izy azy.
Hamaky ny tohinyNa dia nangingina indray aza ny resaka fifidianana tato ho ato izay dia tsy maty ao an-tsain’ny olona hatrany ireo kandida manana ny maha izy azy.
Hamaky ny tohinyAndron’ny zokiolona erantany omaly. Nilaza ny televiziona iray fa ny zokiolona no mameno ny kianja ato Behoririka.
Hamaky ny tohinyTsy mora ny fandidiana ho an’ireo mpiara-dia amin’ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc mikasika ny fanapahan-kevitr’ity farany ny hanohitra tanteraka ny fitondrana Rajaonarimampianina.
Hamaky ny tohiny«Aoka hataontsika Malagasy ny fampihavanana amin'ny lafiny rehetra mba hampihetsika ny hambompontsika
Hamaky ny tohinyHisy, hono, ny convention 14 oktobra hanasana ny miaramila, société civile ary ny antoko politika fa tsy ankolafy, hoy Ignace Moramanga. Ny antony dia hametrahana governemanta fampihavanam-pirenena sy hialana amin’ny krizy. Tsy misy ny vola ary ny ananana aza mbola ariana.
Hamaky ny tohinyMitaraina ho mandova ny fahasahiranana tamin’ireo fitondrana nifandimby ny filohan’ny Repoblika.
Hamaky ny tohiny