- Alarobia 08 Oktobra 2014
Politique.Marc Ravalomanana, hoy ny filoha Rajaonarimampianina omaly raha tafaresaka fohy tamin’ny mpanao gazety teny Analakely izy. Izany ve tsy filman’ny tetezamitatra !
Tsy nampisy olana amin’ny fidirana amin’ny fanoherana nambaran’Atoa Ravalomanana Marc ireo mpiara-dia aminy ao Toamasina, satria mihevitra izy ireo fa lojika be ny fidirana amin’izany raha ny toe-java-misy ankehitriny ataon’ny fitondrana. “Rehefa tsy mifampihaino dia tsara ny misaraka, satria raha fitondrana manao be marenina no hifampiresahana sy hiaraha-miasa, dia tsy hitereaka fampandrosoana noho ny hevitra tokana entiny hampandroso firenena nefa tsy hita mandeha akory”,
Hamaky ny tohiny
