Politique

Tsy mifamitaka


  • Talata 30 Septambra 2014

Raha nisy angamba ny fifaninanana izay fitondrana ratsy endrika indrindra dia mahazo ny laharana voalohany ity repoblika faha-4 ity

. Na ny eto an-toerana na ny any ivelany dia mitovy fomba fijery  fa fitondrana kitoatoa ity mijoro ity.Tsy misy fandaharanasa matotra na dia iray aza ka maharesy lahatra ny olona, afa-tsy hoe ireo izay manompo  ny fitondrana angamba satria mahazo tombontsoa mihoapampana avy aminy. Mbola nanjakazaka manerana ny nosy hatry ny alina ny delestazy, asa indray izay hafitsony anio…Maro ny fatiantoka aterak’ity fahatapahan’ny herinaratra ity ka asa hoe iza no hanentsina ny fatiantok’ireo mpivarotra sy mpitahiry entana. Sa ve dia avela amin’izao ireny satria tsy maintsy mihafy aloha ny rehetra ? Ireo mpitondra sy manampahefana anefa dia  vao miha mirongaronga  amin’ity resaka fanindriana bokotra ity. Maro ny tsiambaratelo manomboka mivoaka izao, misy koa ny fanadihadiana ataon’ny mpanao gazety momba ireo toe-draharaha azo ambara fa nafampana tato anatin’ny taona vitsy izay. Ho avy ny fotoana tsy maintsy aseho vahoaka reny amin’izay mazava ny …resaka dia mba tsy hisy hifamitaka intsony e !

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT