- Alatsinainy 13 Oktobra 2014
Politique.Marc Ravalomanana Eny Faravohitra mifankahita !
Efa tena antomotra ny fodian’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana. Fantatra teny amin’ny Magro Behoririka ny sabotsy lasa teo fa matanjaka ny fandresen-dahatra ataon’ny zanak’i Dada sy ireo mpiara-miasa akaiky aminy manerana izao tontolo izao. Ny fikambanana iraisam-pirenena sy ny firenen-dehibe tahaka an’i Etazonia sy Frantsa dia efa manaiky ny hiverenan’i Marc Ravalomanana eto Madagasikara.
Hamaky ny tohiny
