Mitaraina ho mandova ny fahasahiranana tamin’ireo fitondrana nifandimby ny filohan’ny Repoblika.
Tetezamita ve ? Mandrora mitsilany izy. Fitondran-dRavalomanana ? Adinony angaha fa maherin’ny 7% anie ny fitomboan’ny harinkarena tamin’izany ary ana miliara dolara ny tahirim-bola vahiny tao amin’ny Banky Foibe e !
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.