- Talata 14 Oktobra 2014
Politique.Mampiesona
Vao nikasa hitady ny misy ny filoha teo aloha voasambotra ireo mpomba azy dia efa tafakatra
Hamaky ny tohinyVao nikasa hitady ny misy ny filoha teo aloha voasambotra ireo mpomba azy dia efa tafakatra
Hamaky ny tohinyNangina tsy nandrenesam-peo i Kolo Roger omaly manodidina ny fahatongavan’ny filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana sy ny nisamborana azy tamin’ny fomba mahery vaika teny an-tranony teny Faravohitra.
Hamaky ny tohinyManoloana ny zava-nitranga omaly teny amin’ny trano fonenan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana dia naneho ny heviny ireo mpikambana avy ao amin’ny Movansa Ravalomanana. Ny mpisolovava azy ireo no nitondra ny teniny.
Hamaky ny tohinyFihetsika feno hakanosana no sady manalabaraka ny firenena no nandraisan’ny olona ny fisamborana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana teny Faravohitra omaly tokony ho tamin’ny 2 ora tolakandro.
Hamaky ny tohinyTsy nipetra-potsiny ireo masoivohom-pirenena vahiny miasa sy monina eto Madagasikara vao nandre ny fisamborana ny filoha Marc Ravalomanana tamin’ny fomba mamohehatra sy feno habibiana nataon’ny Emmo-Reg teny an-tranony teny Faravohitra omaly tolakandro
Hamaky ny tohinyTsy ekenay, hoy ireto mpikambana tao amin’ny Kongresin’ny tetezamita teo aloha mivondrona ao amin’ny VPMAM notovanana V (vaovao) ny hoe ankolafin-kery eny amin’ny Antenimieram-pirenena ankehitriny no ho lasa mpitarika ny vondron’ny mpanohitra ka
Hamaky ny tohiny