- Alarobia 15 Oktobra 2014
Politique.Mafampana ny raharaham-pirenena Ahoana ny hevitry ny olona ?
Mafampana ary mizotra haingana ny raharaham-pirenena eto Madagasikara. Vaovao lehibe nanamarika ny fiatombohan’ny herinandro ny fahatongavan’ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc eto an-tanindrazana. Nalaina an-keriny teny amin’ny trano fonenany ny tenany ary tsy fantatra mazava ny toerana misy azy ankehitriny. Samy manana ny fijeriny ny momba izay ireo olom-pirenena.
Hamaky ny tohiny
