Politique

Ankolafy Ravalomanana Miaina tanteraka ao anaty fahanginana politika


  • Alarobia 08 Oktobra 2014

Taorian’ny fanambarana nataon’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana tetsy amin’ny Magro Behoririka ny tsy hanohanany intsony ny fitondrana Rajaonarimampianina dia fantatra izay tena hevitr’ireo milaza

ho mpanohana azy ankoatra ireo mpitarika tsy tapaka etsy amin’ny Magro Behoririka. Efa nambarantsika teto amin’ny gazety fa tsy ahazoam-baovao mihitsy ary nanova laharana finday ny minisitra hany solontena tokan’ny ankolafy ary mpitarika azy am-perinasa aza. Tsy misy mety hiloa-bava ireo solombavambahoaka sendra mandalo eny Tsimbazaza ka nanontaniana amin’izao fotoam-pialantsasatra parlemantera izao na ireo antsoina an-tariby koa aza. Nanara-dia izany koa ireo filohana antoko mpikambana ao anatin’ny ankolafy toy ny filohan’ny Mfm, Amf/3Fm ary Teza sy Tim ka nanipika fa fotoana mbola fandinihan-javatra izao fa tsy mbola fotoana tokony hitenenana. Mihodina isika fa mangina, hoy ny fandikana malalaka ny hoe : “Silence, on tourne”.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT