Vao nikasa hitady ny misy ny filoha teo aloha voasambotra ireo mpomba azy dia efa tafakatra
teny Ambohijatovo Avaratra sy Ambatonakanga ny 4 x 4 sy kamio be nitondra miaramilan’ny Emmoreg. Sady mpitsikilo mantsy no mpanao gazety ny sasany hatramin’ny tetezamita.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.