Politique

Magro Behoririka Anio amin’ny 8 ora no fotoana


  • Talata 14 Oktobra 2014

Iray tamin’ireo olom-boatendry tafaraka tamin’i Dada tao an’efitranony teny Faravohitra taorian’ny kabary nataony ho an’ny daholobe sy ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety teny an-toerana ihany Atoa Eric Randrianasolondraibe avy any Antsohihy ary nanatrika ny zava-nisy tamin’ilay fisamboarana an’i Marc Ravalomanana tao an-tranony

. Nitovizany tamin’ireo izay nijoro vavolombelona nahita ny zava-nisy tany amin’ny manodidina ny 1 ora sy sasany tany ho any ny fampiasan’ny Emmoreg basy nitifitra ny vavahady nidirana tao an-tanàna teny Faravohitra sy ny fanipazana grenady lakrimozena nanaparitahana ireo vahoaka tety ivelany ary ny fandakadakana sy fanimbana tanteraka ny varavarana tao anatin’ny trano. Ny fanampim-panazavana nomeny dia ny fanakinana tamin’ny rindrina an’ireo olona rehetra tao an-trano tsy hihetsika hanamorana ny fisamborany an-dRavalomanana. Tsy misy resaka fanarahan-dalàna izany ity fisamborana natao ity fa tena asan-jiolahim-boto sy fampihorohoroana fotsiny tsotra izao. Nanamarika moa ireo mpitantana ny tolona eny amin’ny Magro fa amin’ny 8ora maraina ny fotoana eny an-toerana hanomezana ny toromarika amin’izay hatao amin’ity andron’ny talata ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT