• Alatsinainy 20 Oktobra 2014
Politique.Minisitra Dadafara Niantso ny vahoaka ho tony

Manoloana ny toe-draharaha politika izay mafampana amin’izao fotoana dia niantso ny Malagasy ho tony Randriamampionona Joseph Martin na Dadafara

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Oktobra 2014
Politique.Tany tan-dalàna Manondro molotra ny 4’Mi, misambotra ny Emmo-Reg

«Nahazo iraka tsy maintsy hisambotra izahay androany». Izay no ambaran’ity polisy iray anisan’ireo nirahina hisakana ny fidiran’ireo olona tonga hihaino ny tatitra nokasain’ireo solombavambahoaka

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Oktobra 2014
Politique.Hetsiky ny zanak’i Dada Nampiasaina indray ny herim-pamoretana

Nampiasain’ny fitondrana indray ny herim-pamoretana teo am-pelatanany nandritra ny hetsika nataon’ny zanak’i Dada ny sabotsy teo. Nandritra izany dia olona telo no voasambotra ary nentina an-keriny nanaraka ireo mpitandro ny filaminana ihany koa. Raha hiverenana fohy ny zava-nitranga nandritra io fotoana io dia vao maraina dia efa nameno an’Analakely sy Ambohijatovo iny ny fiarabe feno mpitandro ny filaminana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Oktobra 2014
Politique.Magro Antsirabe Miha mafana ny tolona

Miha mafana tanteraka ny tolona eto amin’ny Magro Antsirabe amin’izao fotoana. Mitombo isan’andro indray ireo mpitolona ary hita ho mahazo aina tanteraka izany hatramin’ny nisamborana ny filoha Ravalomanana iny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Oktobra 2014
Politique.Marc Ravalomanana Haverina anio aty Antananarivo ?

Herinandro katroka anio no nahatongavan’ny filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana rehefa sesitany nandritra ny dimy taona mahery tatsy Afrika Atsimo taorian’ny fanonganam-panjakana tamin’ny 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Oktobra 2014
Politique.Voasambotra teny Analakely Nafenina tsy ho hitan’ny havany fa maratra mafy ?

Raha tsy misy ny fiovana dia hiakatra fampanoavana amin’ity anio ity ireo voasambotra nandritra ny fihetsiketsehana tamin’ny sabotsy, fotoana nokasain’ireo solombavambahoaka Tiako i Madagasikara hanaovana tatitra tamin’ny vahoakan’Antananarivo teo Ambohijatovo,

Hamaky ny tohiny
FTT