• Talata 21 Oktobra 2014
Politique.Lalao Ravalomanana Miantso fitoniana

“Amin’ny maha reny ahy ary amin’ny fo feno fahendrena sy fandeferana no hanaovako antso avo amin’ny fitondram-panjakana mba hifanatona sy hifampiresaka”. Io no anisan’ny teny nambaran-dRtoa Lalao Ravalomanana teny amin’ny trano fonenany Faravohitra omaly

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Oktobra 2014
Politique.Lapan’i Tsimbazaza Hafana ny ady hevitra manomboka anio

Anio talata 21 oktobra, talata fahatelo amin’ny volana oktobra araka ny voalazan’ny lalàna no hisokafan’ny fivoriana ara-potoana faharoan’ny Antenimieram-pirenena malagasy eny amin’ny lapan’i Tsimbazaza

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Oktobra 2014
Politique.Ranaivoson Jean Désiré sy ny fahatongavan’i Dada

Ilay fahantran’ny Malagasy 22 tapitrisa no tokony hobanjinina Tsy tokony ho adin’olon-droa no hiteraka olana eto amin’ny firenena, hoy Ranaivoson Jean Désire,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Oktobra 2014
Politique.Roland Ratsiraka « Tsy manana lolom-po amin-dRavalomanana aho… »

Nandritra ny fitsidihana ny fanamboaran-dalana tao Ambolomadinika mivoaka ny Tanambao V, dia nanararaotra nilaza ny fahitany ny raharaha politika sy ny fiverenan’ny filoha teo aloha Atoa Marc Ravalomanana ny minisitry ny asa vaventy Roland Ratsiraka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Oktobra 2014
Politique.Hetsika tamin’ny sabotsy Nafampana ny fifandonan-kevitry ny samy zanak’i Dada

Nafampana ara-bakiteny ny fifandonan-kevitry ny samy zanak’i Dada na ireo mpomba ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana mikasika ilay hetsika notanterahina tamin’ny sabotsy teo. Nampiaka-peo mantsy an-daniny ireo nandray anjara nivantana tamin’ny hetsika ka nilaza fa mpitari-tolona mavozo ireo depiote tompon-kevitra tamin’ny hoe fanaovana tatitra teny Ambohijatovo fa tsy nisy nipoitra izy ireo na iray aza fa ny mpikambana MCT teo aloha

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Oktobra 2014
Politique.Lalao Ravalomanana Hosamborina ?

Ny sabotsy antoandro teo no tafaverina teto an-drenivohitra rehefa avy nitsidika an’i Dada tany Antsiranana , Rtoa vadiny Lalao Ravalomanana sy ny delegasionina niara-dia taminy. Tao anatin’izany ny zanany lahihaivo Tojo Ravalomanana, teo koa i Guy Rivo Andrianarisoa, sy mpitsabo manokan’ny fianakaviana

Hamaky ny tohiny
FTT