- Alakamisy 23 Oktobra 2014
Politique.Magro Behoririka Faly ny vahoaka fa afaka i Feno
Nambara ampahibemaso tetsy amin’ny Magro Behoririka tamin’ny fiafaran’ny fotoana omaly fa afaka nody any an-tokantranony ny MCT taloha Feno rehefa nahazo sazy mihantona 6 volana taorian’ny fitsarana natao azy omaly teny Anosy
Hamaky ny tohiny
