Politique

Magro Antsirabe Miha mafana ny tolona


  • Alatsinainy 20 Oktobra 2014

Miha mafana tanteraka ny tolona eto amin’ny Magro Antsirabe amin’izao fotoana. Mitombo isan’andro indray ireo mpitolona ary hita ho mahazo aina tanteraka izany hatramin’ny nisamborana ny filoha Ravalomanana iny

. Nafana dia nafana koa ny fandraisam-pitenenana ka anisan’ny nisongadina ny fanoherana indray ny endri-panjanahana ataon’ny Frantsay sy ny Karana izay miverina manjakazaka sy mifehy ny mpitondra eto Madagasikara amin’izao fotoana amin’ny alalan’ny fibaikoana an-kolaka ireo mpitondra. Nambaran’ Atoa Didier Radert, mpikambana CT teo aloha fa mbola ny tetezamita ihany no miverina amin’izao fotoana fa tsy misy demokrasia izany eto noho ny tsy fahafahana maneho hevitra izay valiana lakirmozenina saingy efa vita vaksiny amin’izany ny mpitolona ka tsy matahotra. Ny Depiote teo aloha, Atoa Rakotomiadrisoa Jean Ernest kosa dia namelively mafy ireo karana mpanohana ny fitondrana ka nilaza fa tokony hataon’ny Malagasy ankivy ny tsenan’izy ireo ahitany fa ny Malagasy no manjifa ny entany ka tokony hanaja antsika izy ireo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT