- Alatsinainy 27 Oktobra 2014
Politique.Hery Rajaonarimampianina Nitokana zava-bita tany Toamasina
Nitsidika ilay sambo hopitaly goavambe mitondra ny anarana hoe Africa Mercy tany amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina ny sabotsy lasa teo ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy Rtoa vadiny niaraka tamin’ny praiminisitra Kolo Roger sy minisitra vitsivitsy. Ny filoha no niantso ity sambo ity mba hiasa eto Madagasikara mandritra ny valo volana, mba ho fanampiana ny Malagasy amin’ny resaka fitsaboana
Hamaky ny tohiny
