Politique

Ranaivoson Jean Désiré sy ny fahatongavan’i Dada


  • Talata 21 Oktobra 2014

Ilay fahantran’ny Malagasy 22 tapitrisa no tokony hobanjinina Tsy tokony ho adin’olon-droa no hiteraka olana eto amin’ny firenena, hoy Ranaivoson Jean Désire,

mpikambana teo anivon’ny filankevitra ambonin’ny tetezamita teo aloha raha naneho ny heviny mikasika ny fahatongavan’i Dada an-tanindrazana izy. Ilay fahantran’ny Malagasy 22 tapitrisa, hoy hatrany izy no mila banjinina ka havadika ho tombontsoan’ny rehetra izany. Tafiditra ao anatin’izany ny fampihavanam-pirenena. Tena mila izany ny ady amin’ny fahantrana tokony hatao eto amintsika, hoy hatrany izy. Nisy  moa ny hafatra farany izay nampitaina amin’ny manam-panahy rehetra toy ny hoe : “Izay tsy tianao hatao amin’ny tenanao, aza hatao amin’ny hafa !”

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT