- Alarobia 29 Oktobra 2014
Politique.Antenimieram-pirenena Nisy vondrona parlemantera 3 vao niforona
Nambaran’ny filohan’ny Antenimieram-pirenena Rakotomamonjy Jean Max omaly, tao anatin’ny fivoriana nitambarambe nandaniana ny volavolam-pandaharam-potoana manaraka ny fivoriana ara-potoana atrehan’ireo depiote ankehitriny fa misy ny vondrona parlemantera 3 vaovao niforona ka mahafeno ho 11 ny vondrona parlemantera misy eny Tsimbazaza
Hamaky ny tohiny
