• Alakamisy 30 Oktobra 2014
Politique.Raharaha “Air Madagascar” Tandapa iray nanokafan’ny Bianco fanadihadiana

Misoko mangina ny raharaha Air Madagascar. Taorian’ny fanoloana ny Tale jeneralin’ity kaompania nasionaly misahana ny fitaterana anabakabaka ity sy ny fanavaozana ireo mpikambana ao amin’ny filankevi-pitantanana mba hanarenana ny orinasa, dia re izao fa misy tandapa iray

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Oktobra 2014
Politique.Andriantsizehena Benja Urbain Mbola mila hampiofanina mikasika ny tetibolam-panjakana ny depiote

Tena ilaina ny fiofanana ety anivon’ny Antenimieram-pirenena, hoy ny depiote Andriantsizehena Benja Urbain avy amin’ny vondrona parlemantera Vpm/Mmm. Maro dia maro ireo tena vaovao ety Tsimbazaza ka ilaina firindrana ny fomba fiasan’ny rehetra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Oktobra 2014
Politique.Marc Ravalomanana Gadraina vao miha matanjaka !

Tsy mbola nisy teo amin’ny tantaran’izao tontolo izao hoe filoham-pirenena voatery nanao sesitany ny tenany ka tafaverina tsimoramora, tsy an-kiteniteny tao amin’ny fireneny ary tonga dia tafody teny amin’ny trano fonenany sy afaka nivory sy niresaka tamin’ireo mpomba azy nandrira ny ora maro, tahaka an’Atoa Marc Ravalomanana tamin’ny alatsinainy 13 oktobra 2014 iny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Oktobra 2014
Politique.Minisitra Ramanantenasoa Noeline Tsy maty voalavo an-kibo !

“Trano tsara, namboariny ihany, no ipetrahany (Marc Ravalomanana) any Antsiranana, fa tsy toy an’ny praiminisitra Tantely Andrianarivo teny Antanimora».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Oktobra 2014
Politique.Olivier Rakotovazaha Hamelona lakolosy isan’andro ny mpanohitra

“Hamono sy hanameloka sa hihavana amin-dRavalomanana no tanjon’ny fanjakana ?”, hoy Rarison Hilariona avy any Matsiatra Ambony omaly, teny amin’ny Kianjan’ny Finoana Magro Behoririka. Tsinjovy ny farany ry prezidà Hery Rajaonarimampianina, hoy Ralaimampisainarinony Manoel a avy any Atsimon’ny Nosy, fa efa voasoratra fa Ravalomanana no hanavotra ny firenena Malagasy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Oktobra 2014
Politique.Ravalomanana any Antsiranana “Ny vahiny no mahazo tombotsoa”

Ny fahorian’ny sasany, hafalian’ny hafa ! Toa tanteraka tokoa io oha-pitenenana io manoloana ity raharaha Marc Ravalomanana ity. Raha tsy sasatry ny mitaky ny hamotsorana ny filoha Marc Ravalomanana ny fianakaviany sy ireo mpomba azy dia zary fidiram-bola vaovaon’ny Karana sy ny Frantsay ity fitazonana azy any Antsiranana ity

Hamaky ny tohiny
FTT