• Alatsinainy 03 Novambra 2014
Politique.Marc Ravalomanana Tiana hogadraina mandrapahafaty ?

Nivadika ho fanenjehana ara-pitsarana ankehitriny ilay lazain’ny mpitondra fanjakana fa fikatsahana fitoniana hirosoana amin’ny fampihavanam-pirenena. Fihetsika feno fihatsaram-belatsihy no andraisan’ny zanak’i Dada

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Novambra 2014
Politique.Olivier Rakotovazaha Manome 24 ora ny Tale jeneralin’ny ACM

Miakatra ny feo ao amin’ny Magro Behoririka ny sabotsy teo. Nahitsy ny tenin’i Olivier Rakotovazaha : “Manome fe-potoana 24 ora ny Tale jeneralin’ny ACM (Aviation Civile de Madagascar) ny tenako,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Oktobra 2014
Politique.Marc Ravalomanana Enin-dahy no manao famotorana azy

Mihazakazaka ny toe-draharaha ! Fantatra izao fa atao famotorana any Antsiranana ny filoha Marc Ravalomanana. Mbola manodidina ny fiverenany “an-tsokosoko” teto Madagasikara, araka ny fanoritan’ny fiadidiana ny Repoblika azy no antony

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Oktobra 2014
Politique.Depiote Razafitsiandraofa Brunel Aleo ny vahoaka sy ny tantara no hitsara

Naneho ny heviny mikasika ny tsy fahatanterahan’ilay fitsipaham-pitokisana tokony ho natao tamin’ny praiminisitra lehiben’ny governemanta Razafitsiandraofa Brunel, solombavambahoaka voafidy tany Ikongo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Oktobra 2014
Politique.Valifaty

Sarotra ny firosoana amin’ny fampihavanam-pirenena raha ny fahitana ny zava-misy amin’izao fotoana. Mbola mitohy hatrany ny fomba fanaon’ny fitondrana tetezamita, dia ny fanapotehana amin’ny endriny rehetra an’i Marc Ravalomanana sy izay miara-dia aminy. Valifaty tsy miafina intsony no misy amin’izao fotoana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Oktobra 2014
Politique.Olivier Rakotovazaha Manitsoka ny Tale jeneralin’ny ACM

Manao ranolava ny fanehoan-kevitra taorian’ny nilazan’ny komandin’ny fari-piadidian’ny zandarimariam-pirenena faritanin’Antananarivo, ny kolonely Rakotomahanina Florens, fa fitoriana napetraky ny ACM (Aviation Civile de Madagascar) no nitarika tamin’ny fisamborana an-dry Jean-Marc Koumba sy ireo mpiasan’ny ACM efatra tany Antsirabe, ahiahiana ho niray tsikombakomba nanamora ny fahatongavan’ny filoha Marc Ravalomanana teto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
FTT