Politique

Botozaza Pierrot Tsy nanadino ireo kilongan’ny Magro


  • Alatsinainy 27 Oktobra 2014

Tanteraka an-tsakany sy an-davany ny fanolorana fitaovam-pianarana notontosaina tetsy amin’ny Magro Behoririka tamin’ny sabotsy teo. Anjara biriky amin’ny fanampiana ny zaza madinika no ataoko, hoy ny mpanome, kely ary efa tara fa tsy mety ny saina raha tsy manao fa be ny fitiavako ny fianakaviana sy ny ankizy ary Botozaza dia nivoaka tamin’ny fiankaviana sahirana ka mety ilay anarana nomen-dray aman-dreniko ahy

Efa tsy miasa ny tenako izao nefa fanaoko isan-taona any am-pianarana eto Antananarivo sy Toamasina izao fa lavitry ny “micro” sy ny mpanao gazety. Aleo manao na tara aza toy izay tsy manao mihitsy satria tena sahirana ny fianakaviana Malagasy. Hoavin’ny firenena ny zaza ka karakaraina ary tsy misy firenena mandroso raha ratsy fanabeazana. Tsy voalohany na farany ity hetsika ity fa raha mbola omen’Andriamanitra hery dia hotohizana. Marihina fa nisy iray minitra fahanginana ho fahatsiarovana an’Itompokovavy anabavin’i  Marc Ravalomanana  ny tao an-kianja tamin’ny sabotsy ary nanao rakitra hatao famangiana ihany koa.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT