- Alarobia 05 Novambra 2014
Politique.Ambadika politika
Tsy mitombina ny fitazonana ny filoha Ravalomanana noho ny fidirana an-tsokosoko teny amin’ny seranam-piaramanidina
Hamaky ny tohinyTsy mitombina ny fitazonana ny filoha Ravalomanana noho ny fidirana an-tsokosoko teny amin’ny seranam-piaramanidina
Hamaky ny tohinyTsinjovy tahaka ny nataon-dRavalomanana ny vahoaka ry filoha Hery Rajaonarimampianina fa aza atao takalonaina taka izao”, hoy i Eric Randrianasolondrabe avy any Sofia tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly
Hamaky ny tohinyMibaribary ankehitriny ny fanaovana fitaovana ny Fitsarana. Tonga any Antsiranana hatry ny omaly maraina rehefa nantsoina mba hiatrika ny famotorana hatao amin’ny filoha Marc Ravalomanana ny mpisolovavan’ity farany
Hamaky ny tohinyTaorian’ny nihaoanan-dry zareo tamin’ny solontena maharitry ny Vondrona Eoropeanina tamin’ny herinandro lasa teo, dia anjaran’ny ambasadaoron’i Alemaina indray omaly alatsinainy 3 novambra no nandray ny solontenan’ny delegasion’ny Ankolafy Ravalomanana Magro Behoririka tetsy amin’ny trano fiasany tetsy Antsakaviro
Hamaky ny tohinyTena mbola manan-jo lehibe noho ny mpanao politika ny dahalo eto amintsika”, hoy Randriamamizafy Ignace avy any Moramanga tetsy amin’ny Magro Behoririka. Porofon’izany,
Hamaky ny tohiny“Mitaky ny hamoahana tsy misy fepetra ny filoha Marc Ravalomanana ny Vahoaka tsotra ao Antsiranana ary koa mitaky hamerenana azy amin’ny tranony ao Faravohitra – Antananarivo”
Hamaky ny tohiny