- Zoma 05 Desambra 2014
Politique.VPMAM sy ny Tangalamena Hiroso amin’ny fampihavanana tena izy
Hiroso amin’ny fampihavanana tena izy ny Vondron’ny mpanohitra manaraka ny ara-dalàna eto Madagasikara ( VPMAM) sy ny Tangalamena. Ny 15 desambra ho avy izao no hanataterahana izany etsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina izay natao indrindra hampihavanana ny foko rehetra hisian’ny fiarahamonina mirindra tsy misy raorao
Hamaky ny tohiny
