• Alatsinainy 08 Desambra 2014
Politique.Manindry mafy ny MFM Avoahy Ravalomanana !

Nanohana, manohana sy hanohana hatrany ny filoha Ravalomanana ny antoko MFM, hoy ny sekretera jeneraliny Olivier Rakotovazaha

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Desambra 2014
Politique.Hery Rajaonarimampianina Filoham-pirenena manao be marenina

Asa indray izay havalin’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina amin’ny fangatahana nataon’ny ankolafy Ravalomanana ny hihaona mivantana aminy mba hangataham-panazavana ny amin’ny fitazonana any Antsiranana ny filoha teo aloha Marc

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Desambra 2014
Politique.Fahatongavan-dRavalomanana Mifono mistery maro

Na dia teo aza ny filazan’ny minisitry ny fitsarana fa mandeha ny fanadihadiana manodidina ny fomba nahatongavan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana teto Madagasikara, tamin’ny daty izay tsy mbola voafaritra mazava tsara hatreto aloha dia mijanona ho mistery iny raharaha iny

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 06 Desambra 2014
Politique.Filohan'ny HAFARI Malagasy Tsy matahotra ny hosamborina

Tsy matahotra ny hosamborina ny filohan'ny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina. Tsy matahotra ny hogadraina koa, hoy hatrany izy raha nitafa tamin'ny mpanao gazety omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Desambra 2014
Politique.Lova napetraky ny tetezamitan-dRajoelina Fahantrana mangitsokitsoka

Tena miaina ao anaty fahantrana lalina sy mangitsokitsoka ny maro an’isa amin’ny vahoaka Malagasy taorian’ny fanonganam-panjakana notarihan’ny ben’ny tanànan’Antananarivo tamin’ny taona 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Desambra 2014
Politique.Antoko MFM Ho an’ny taranaka any aoriana no ijoroan’ny mpitolona

Miezaka hatrany manazava ny sain’ny olona manoloana ny zava-misy sy ny tantaran’ny firenena ny antoko MFM ary manitrikitrika fa tsy mbola vita akory ny tolona. Araka ny fanazavan’ny Filoha Nasionalin’ny Vehivavy MFM Ramatoa Rasoaniaina Malalatiana ohatra dia : « Tsy nijanona nitaky ny fampodiana ny Filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana ny MFM nanomboka tamin’ny 2009 mandrak’ankehitriny

Hamaky ny tohiny
FTT