• Alatsinainy 01 Desambra 2014
Politique.Frankofonia Misantatra ny fihaonambe ara-toekarena

Nifarana omaly ny fihaonana an-tampony ho an’ireo filoham-panjakana mpikambana ao amin’ny Frankofonia

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Novambra 2014
Politique.Lalao Ravalomanana Any Antsiranana hatry ny omaly

Tonga any Antsiranana omaly antoandro rehefa nandeha sidin’ny Air Madagascar Rtoa Lalao Ravalomanana sy ny mpiara-dia aminy iray. Efa any an-toerana nizotra tamin’ny fiarakodia koa ny zanany lahy Tojo Ravalomanana mivady

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Novambra 2014
Politique.Hahay hifandamina ihany ve ?

Nangina tampoka indray ilay resaka fampihavanana rehefa re isan’andro tamin’ny filazam-baovao. Inona no mety ho antony ? Samy manana ny fomba fahitany azy ny tsirairay, fa raha boriboriana ny resaka dia ndeha atao hoe : mbola eo am-pandinihana ny fomba tsara indrindra irosoana amin’ny dingana ireo mpikarakara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Novambra 2014
Politique.Hery Rajaonarimampianina Hanatrika ny fivorian’ny OIF any Dakar

Anisan’ireo filoham-panjakana hihazo an’i Dakar renivohitr’i Senegal mba hanatrika ny fihaonana an-tampony faha-15-n’ny fikambanana iraisam-pirenena momba ny Frankôfônia (OIF) ny filoha Hery Rajaonarimampianina

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Novambra 2014
Politique.Manandafy Rakotonirina Tsy mahazo mivoaka maharitra any ivelany

Raha nandray ny fiaramanidina ho any Paris omaly maraina ny Prezidà Nasionalin'ny Antoko MFM Manandafy Rakotonirina dia saika tsy navelan'ny mpitandro ny Filaminana eny amin'ny seranam-piaramanidina hiondrana hamonjy ny Fivoriamben'ny Tambajotra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Novambra 2014
Politique.Kongresin’ny lalana sy ny fitaterana Nanarak’efa an-dRavalomanana

Samy nahatsapa ny rehetra tonga teny Ivato omaly nandritra ny fanokafana ny kongresin’ny lalana sy ny fitaterana andiany faha-5 fa hay ve ny lalana ka maha noana, sady azo hanina tsara . Tsy sanatria fitiavana te hanakiana be fahatany na koa fankahalana tsotra izao fa ny lasa tsy fanadino, indrindra fa ny zava-bita tsara. Iaraha-mahalala mantsy fa dia nisy ny filoha teto Madagasikara nametraka ny laharam-pahamehany sy ny programan’asany nifototra tamin’ny lalana.

Hamaky ny tohiny
FTT