• Zoma 05 Desambra 2014
Politique.Depiote Randriamandimbisoa Félix “Avereno eny Faravohitra i Dada”

“Mba avereno eo Faravohitra ny filoha Marc Ravalomanana fa fotoana tokony hifamelana izao ankatoky ny krismasy izao”, hoy ny depiote Randriamandimbisoa Félix, voafidy tao Antananarivo IV omaly raha nanolotra aron’akanjo 40 isa miampy fitaovam-pifandraisna “Talkie-Walkie” miisa 4 ho an’ireo an’ireo mpiandry tsena ao Anosibe, hanamora ny asan’izy ireo. Fanombohana ihany izao

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Desambra 2014
Politique.Depioten’i Madagasikara Andeha hiala voly any Ampefy

Araka ny fanapahan-kevitra noraisin’ireo depiote tonga nivory ny talata tolakandro teny Tsimbazaza dia handeha hiaraka hiala voly kely hanao “excursion” miaraka ry zareo ny faha-13 desambra ho avy izao

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Desambra 2014
Politique.Manizingizina ny Amerikanina Mila miara-miasa amin-dRavalomanana ny filohampirenena

Miantso ny filohampirenena Hery Rajaonarimampianina hiroso lalina kokoa amin’ny fampihavanana ary hiresaka sy hiara-kiasa amin’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Desambra 2014
Politique.Marc Ravalomanana Takian’Alaotra Mangoro ny hampodiana azy eny Faravohitra mialoha ny 12 desambra

Mahatoky Alaotra Mangoro fa ny fampihavanam-pirenena ihany no vahaolana hivoahantsika amin’izao krizy eto amin’ny firenena izao ka dia mankahery ny Ffkm ny Gaonan’Alaotra hanatanteraka tsy amin’ny ahiahy izany fa izy ireo ihany koa no eken’ny rehetra teny ny amin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Desambra 2014
Politique.Magro Behoririka Ho gisitra eran-tany isika raha …

Ataovy mialoha ny faha-12 desambra izao ny fampodiana an’i Marc Ravalomanana an-tranony sy famoahana ireo gadra politika sy haino aman-jery nakaton’ny tetezamita, hoy ireo mpandahateny toa an-dry Sandros, Justin ary Manoela teny amin’ny kianjan’i Magro Behoririka omaly alakamisy 4 desambra 2014

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Desambra 2014
Politique.Fikambanana VOT Nilanja sorabaventy teo anoloan’ny masoivoho frantsay

Nanao hetsika mangina nilanja sorabaventy teo anoloan’ny masoivoho frantsay teo Ambatomena ny fikambanana Vondron’olon-tsotra (VOT) omaly misandran’andro, mitaky ny hamoahana ny filoha Marc Ravalomanana sy ny hamerenana ireo nosy madinika (Iles éparses) amin’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT