• Alarobia 10 Desambra 2014
Politique.Raharaha Ravalomanana Hafainganina ny fandinihana azy

Ny fanambaran’Atoa Andriamiseza Charles, sekretera jeneralin’ny minisiteran’nyfitsarana omaly hariva no nahafantarana fa fepetra ara-pitantanana (mésure administrative) no nihazonana an’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana any Antsiranana amin’ny alalan’ny antsoina hoe “Résidence fixe” ka ny 16 oktobra 2014 no nivoaka ny taratasy ofisialy momba izany

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Desambra 2014
Politique.Vokatry ny delestazy Betsaka ireo olona very fitadiavana sy simba fitaovana

Tena nanimba zavatra maro teo amin’ny asa fihariana teto amintsika, volana vitsivitsy lasa izay ny fisian’ny delestazy. Ankoatra ireo karazana orinasa kely niharin-doha taorian’ny krizy mantsy nefa niverina nikatona indray dia tsy vitsy ihany koa ireo olona simba fitaovana, indrindra fa ireo miasa mivantana mila herinaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Desambra 2014
Politique.Madagasikara Efa afaka miteny eo anivon’ny fivorian’ny ACP sy UE

Raha karazan’irony mpizaika mpitazam-potsiny irony ny parlemanta Malagasy nanatrika ireny fivorian’ny ACP sy UE ireny tamin’ny fotoanandron’ny fitondrana tetezamita ireny, hoy ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena Faritanin’i Toamasina, ny depiote Razafindravelo Herman

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Desambra 2014
Politique.Tsy voafehy…

Miara-mitontona ny olana maro ankehitriny. Dibo-drano ny faritra iva eto an-drenivohitra sy any amin’ny faritra hafa, tahaka an’i Tolagnaro noho ny orana mikija

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Desambra 2014
Politique.Repoblika faha-4 Vao mainka nampirongatra ny kolikoly

Nivarina any amin’ny laharana faha-133 amin’ireo firenena 175 maneran-tany i Madagasikara amin’ny resaka kolikoly, araka ny tatitra farany nataon’ny Transparency International

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Desambra 2014
Politique.Akaiky ny fiverenan’i Dada

Nampita hafatra avy amin’i Tojo Ravalomanana ny mpitari-tolona Zafilahy Stanislas ny sabotsy teo tetsy amin’ny Magro Behoririka. Hafatra nilaza ny hoe :

Hamaky ny tohiny
FTT