Politique

Depioten’i Madagasikara Andeha hiala voly any Ampefy


  • Zoma 05 Desambra 2014

Araka ny fanapahan-kevitra noraisin’ireo depiote tonga nivory ny talata tolakandro teny Tsimbazaza dia handeha hiaraka hiala voly kely hanao “excursion” miaraka ry zareo ny faha-13 desambra ho avy izao

Na dia mbola hofaritana araka ny nambaran’ny filohany aza ny toerana haleha dia efa vaky ihany ny tsirin-kevitra avy aminy fa ho any Ampefy ry zareo ary dia nitsangana naneho fahavononana ny handray ny namany rehetra ny depiote voafidy tany Soavinandriana Itasy, Harinosy Rabenerika Charlot, ary nanambara fa manana toerana sahaza afaka handray ireo depiote rehetra ry zareo any Ampefy ary mandritra ny roa andro mihitsy aza izany ka afaka matory any ireo solombavambahoaka rehetra. Azo antoka fa azo ampiasana any daholo ireo “tablettes” nozaraina tamin’izy ireo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT