- Zoma 16 Janoary 2015
Politique.Rajoelina sy ny « Collectif d’Ambodivona » Tsy manaiky ny fanendrena ny praiminisitra vaovao
Namory mpanao gazety tetsy amin’ny Carlton Anosy indray ny lehilahy sy ny mpiara-dia aminy ao amin’ny Mapar ary ireo filohana antoko 4 nivondrona ao amin’ny “Collectif d’Ambodivona” niaraka tamin’ireo mpomba azy tsirairay avy ka nanambara fa tsy eken-dry zareo ny fanendrena ny praministra vaovao, ny jeneraly Ravelonarivo Jean.
Hamaky ny tohiny
