• Alatsinainy 19 Janoary 2015
Politique.Filankevi-pirenen’ny antoko Patram Nametraka baraingo amin’ilay fisondrotan-karama 7%

Nisafidy ny fahavitan’ny filankevi-pirenena nataony ny 15 sy 16 janoary ny Patram na ny Antokon’ny mpiasa malagasy vao niala tamin’ny fahanginana naharitraritra ihany izay ka naneho ny heviny mahakasika ny teo-draharaham-pirenena ankehitriny. Niainga avy amin’ny fanovozana ny hevitra nambaran’ny filoha Hery Rajaonarimampianina tamin’ny lanonam-

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Janoary 2015
Politique.Repoblika faha-4 Iaraha-miaina ny voka-dratsin’ny amboletra nananganana azy

Efa nampoizina ny zava-misy amin’izao fotoana izao eto Madagasikara taorian’ny fanaovana amboletra ny fananganana ny Repoblika faha-4 tamin’ny taona 2010. Iaraha-mahalala fa noteren’ireo mpanongam-panjakana ho masaka toa voalobo-jaza mantsy ny fandrafetana ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Janoary 2015
Politique.Fitondrana ankehitriny Tsy matoky azy ny antsasak’ireo mpifidy

Enim-bolana monja taorian’ny nijoroany dia efa tsy nahatoky ny fitondrana Rajaonarimampianina intsony ny 26,7%-n’ny olom-pirenena Malagasy, araka ny fanadihadiana notanterahan’ny Ivon-toeram-pirenena misahana ny Antontanisa tamin’ny volana jolay sy aogositra 2014 izay nivoaka tamin’ny volana desambra 2014 te

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Janoary 2015
Politique.Hosamborina fa zaza maditra ?

enjankenjana ny tenin'i Andry Rajoelina filohan'ny tetezamita teo aloha teny amin'ny Carlton omaly hariva. Nokianiny hatramin'ny fampihavanana karakarain'ny FFKM ary tsy fantatra izy na mbola handray anjara amin'io na tsia. Tsy manaiky ny fanendrena ny praiminisitra Jean Ravelonarivo ingahy Rajoelina sy ny ekipany ary dia niantso ny vahoaka hijoro hiaro ny safidiny, hono. Tsy nilaza mazava izy hoe hidina an-dalambe na hanao inona marina fa raha ny nahafantarana azy hatramin'ny 2008 aloha dia mety hiafara amin'izay ihany ny raharaha. Raha ny fombany, minitra vitsy taorian'iny fanambarana nataony iny dia tokony ho efa voasambotra sy voaray tamin'ny vozon'akanjony i Andry Rajoelina, saingy efa tsy tahaka izany intsony moa ny fomba fiasa ankehitriny. Na izany aza dia mampieritreritra ihany ilay tenin'ny filoha Hery

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Janoary 2015
Politique.Magro Behoririka Haino aman-jery nakatona sy Tiko no andrasana hisokatra

Tsy maintsy tanteraka ny fampihavanana, tsy voasakana io, hoy Rtoa Berthine tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly. Voatendy iny ny PM dia miandry ny fanendrena minisitra isika, hoy i Guy Roger gadra politika taloha

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Janoary 2015
Politique.Collectif Ambodivona Mety handrafitra ny governemanta vaovao ?

Mandeha indray ny feo ankehitriny fa mety ho anisan’ireo olona handrafitra ny governemanta ho avy manaraka eo ireo vondron’antoko Ambodivona.

Hamaky ny tohiny
FTT