• Zoma 16 Janoary 2015
Politique.Minisitra Dadafara Mbola vonona hifanome tanana

Mankasitraka ny fanendrena ny praiminisitra vaovao, ny jeneraly Ravelonarivo Jean ny antoko «Refondation Totale de Madagascar» tarihin’ny minisitry ny fiompiana teo aloha, Randriamampionona Joseph Martin na Dadafara, ary nirary soa an’ity praiminisitra ity amin’ny asa masina sy mavesatra iantsorohany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Janoary 2015
Politique.Miala any indray ny “loham-boto”

Hoy ny Malagasy : “tsy mora ny manao zavatra”, saingy misy koa anefa ny olona manasaro-javatra. Ny olon-drehetra nilamina, nahay nifehy tena, rehefa hoe tsy miteny dia tsy miteny aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Janoary 2015
Politique.Fanendrena ny praiminisitra vaovao Miandrandra miaramila vonon-kiady amin’ny fahantrana i Toamasina

Samy manana ny heviny ny rehetra mikasika ny fanendren’ny filoham-pirenena ny Jly Ravelonarivo Jean ho praiminisitra, izay miaramila amin’ny tafika an-dranomasina sy ana habakabaka malagasy. Ho an’ireo olona izay nanontaniana tao Toamasina dia ny hevitra itoviana dia ny hoe “tena jeneraly miaramila vonon-kiady handresy ny fahantrana eto amintsika marina ity vao notendrena ity

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Janoary 2015
Politique.Filohan’ny CRN Tonga teny Ivato omaly

Tonga teny Ivato ihany koa ny filohan’ny CRN Atoa Tabera Randriamanantsoa omaly. Araka ny nambarany moa dia hanatitra fehin-kevitra hodinihin’ireo mpivory eny an-toerana ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Janoary 2015
Politique.Randrianarivelo Falinirina I Dada no lakilen’ny fampihavanana

I Dada ihany no lakilen’ny fampihavanam-pirenena na dia teo aza ny amboletra maro samihafa nolazaina fa fampihavanana natao, hoy Atoa Randrianarivelo Falinirina, fantatry ny maro amin’ny hoe Rafaly ao amin’ny kianjan’ny magro Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Janoary 2015
Politique.Andry Rajoelina Sambasamba nanonona ny anaran-dRavalomanana

Sambasamba omaly alakamisy 15 janoary 2015 no nandrenesana ny filohan’ny tetezamita teo aloha Andry Nirina Rajoelina nanonona ny anaran’i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
FTT