• Alakamisy 15 Janoary 2015
Politique.Antenimieram-pirenena Misy depiote matoatoa 47

Raha nanatitra lisitra teny Ambohitsorohitra ny talata teo ireo andiana depiote avy amin’ny antoko politika samihafa avy eny Tsimbazaza dia nanambara ny mpitondratenin’izy ireo fa nahatratra 118 isa izy ireo no tafaraka tamin’izany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Janoary 2015
Politique.Fandroahana depiote “Tsy matahotra an’izany aho”, hoy Randrianasolo Nicolas

Tsy matahotra izay ho fanesorana tsy ho solombavambahoaka nambaran’ireo antokotokom-bondrona politika namory mpanao gazety teny amin’ny Carlton Anosy omaly alarobia izany ny tenako, hoy ny depiote Nicolas lany tany Betroka tamin’ny alalan’ny Mapar izay efa manohana tanteraka ny HVM ankehitriny ary anisan’ireo solombavambahoaka nanatitra lisitra anarana ho praiminisitra teny Ambohitsorohitra ny talata teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Janoary 2015
Politique.Famahana ny krizy Manaraka ny hevitry ny MFM

Efa tamin’ny volana septambra 2011 no nandroso paikady hivoahana amin’ny krizy ny antoko Mpitolona ho amin’ny Fandrosoan’i Madagasikara (MFM). Tsikaritra ary fa efa maromaro mba tsy ilazana hoe ny teboka rehetra tao anatin’io antontan-kevitry ny MFM io no nampiharina hivoahana amin’ny krizy nanomboka tamin’ny 2013.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Janoary 2015
Politique.Papa Soule Tsy mitovy ny hafainganam-pandehan’ny filoha sy ny governemanta

Rariny raha asiana fanovana ny governemanta ankehitriny, hoy i Papa Soulé filohan’ny fikambanana Zanak’avaratra tao anatin’ny fanamarihana ny volana rabi-a el awal izay volana nahaterahan’i Mahomet na Mohammad (saw) teny 67 ha ny alahady teo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Janoary 2015
Politique.Faritra SAVA Namondrona hery ireo mpomba an’i Dada

Nanao fihaonam-be tao Sambava ireo mpanohana ny Filoha Marc Ravalomanana ao amin’ny Faritra SAVA, nahitana ireo mpandrindra avy amin’ny Disitrika efatra dia Vohémar, Antalaha, Andapa ary Sambava ny alahady 11 janoary teo. Navitrika ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Janoary 2015
Politique.Zanak’Ambatondrazaka monina eto Antananarivo « Tokony ho avy any aminay ny minisitry ny fambolena sy asa vaventy”

Nampiaka-peo omaly nanoloana ny mpanao gazety tafaresaka taminy, ny fikambanan’ny zanak’Ambatondrazaka monina eto Antananarivo notarihan’Atoa Andriamisarilanitra Simon Marc filohany, fa tokony mba hijery an’Ambatondrazaka amin’izay ireo

Hamaky ny tohiny
FTT